Andininy
Protestanta Malagasy
7
Fa saiky tsy misy olona manaiky ho fatsy hamonjy ny marina; fa angamba hisy ihany ny sasany sahy maty aza hamonjy ny manao soa.
8
Fa Andriamanitra mampiseho ny fitiavany antsika, fa fony mbola mpanota isika, dia maty hamonjy antsika Kristy.
Boky  Toko  Andininy  Andininy farany