Andininy Protestanta Malagasy 1 inona ary no holazaintsika? Mbola hitoetra amin'ny ota ihany va isika hitomboan'ny fahasoavana? qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|FD65F09C-729F-4BD2-BC47-C27F9B873FFB 2 Sanatria izany! Hataontsika izay efa maty ny amin'ny ota ahoana no ho velona aminy ihany? qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|34038A57-71C3-406C-86D8-5DA58614D74E
|