Andininy
Protestanta Malagasy
19
Fa izao zavatra ary rehetra izao dia samy maniry fatratra ka miandry ny fampisehoana ireo zanak'Andriamanitra;
20
fa izao zavatra ary rehetra izao dia nampanekena ho zava-poana, nefa tsy noho ny sitrapony, fa noho izay nampanaiky azy,
21
sady mahazo fanantenana koa fa izao zavatra ary rehetra izao aza dia hovotsorana amin'ny fahandevozana, dia ny fahalĂ´vana, ho amin'ny fahafahana izay momba ny voninahitr'ireo zanak'Andriamanitra.
22
Fa fantatsika fa izao zavatra ary rehetra izao dia miara-misento sy miara-marary toy izay efa hiteraka mandraka ankehitriny;
Boky  Toko  Andininy  Andininy farany