IKorintiana 1: 4-9

Andininy
Protestanta Malagasy
4
Misaotra an'Andriamanitra mandrakariva ny aminareo aho noho ny fahasoavan'Andriamanitra izay nomena anareo ao amin'i Kristy Jesosy,
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|6D2C0911-057D-4C20-BD4F-FD9F339AE0E8
5
dia ny nampananana harena anareo ao aminy amin'ny zavatra rehetra, na ny teny rehetra, na ny fahalalana rehetra,
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|09CAFE22-534F-4937-89FB-1661123BE7F4
6
araka ny niorenan'ny filazana an'i Kristy teo aminareo,
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|FF6259B1-AE77-4A43-89BD-6DCB63E22126
7
ka dia tsy latsaka amin'ny fanomezam-pahasoavana rehetra hianareo, miandry ny fisehoan'i Jesosy Kristy Tompontsika,
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|758A680F-1FD2-400B-BA3C-63EB4C72E61E
8
Izay hampiorina anareo koa hatramin'ny farany, ka dia tsy hanan-tsiny hianareo amin'ny andron'i Jesosy Kristy Tompontsika.
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|2FCC17E9-CFBD-4889-94CF-90CA8DC6C1DB
9
Mahatoky Andriamanitra, Izay nahatonga ny fiantsoana anareo hanananareo firaisana amin'ny Zanany, dia Jesosy Kristy Tompontsika.
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|5D132E62-5D05-4546-BA3E-50544FD93F94
Boky  Toko  Andininy  Andininy farany