Andininy Protestanta Malagasy 21 Ary ny maso tsy mahazo manao amin'ny tànana hoe: Tsy mila anao aho; ary indray, ny loha tsy mahazo manao amin'ny tongotra hoe: Tsy mila anareo aho. qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|61EC2488-2403-44C3-B9A7-648B159FE79D 22 Fa mainka ilaintsika aza ny momba ny tena izay atao ho malemilemy kokoa noho ny sasany. qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|DC31BBA8-A342-4DB2-BBAB-DEDCFD99535B
|