Andininy Protestanta Malagasy 1 Ary ny amin'ny famoriam-bola ho an'ny olona masina dia mba manaova koa hianareo toy izay nasaiko nataon'ny fiangonana any Galatia. qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|7AB91DA7-8CC2-4CDF-B89A-CE5F2500FAE9 2 Amin'ny andro voalohany isan-kerinandro dia samia manokana ao aminy avy ho rakitra na amin'inona na amin'inona no anambinana azy, mba ho vita rahateo ny famorian-bola mandra-pahatongako. qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|FBAF77FD-6609-42EA-BFAC-4A3031FD07C1 3 Ary rehefa tonga aho, dia izay sitrakareo no hirahiko hitondra taratasy hanatitra ny fiantranareo ho any Jerosalema. qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|9F5D8B3F-ABE5-4A49-839C-72B37D64202C 4 Ary raha tokony handehanako izany, dia hiaraka amiko ireo. qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|0C21FF61-1F18-4547-99D2-C6C612A70EB0 5 Hankaty aminareo aho, rehefa namaky an'i Makedonia-fa hamaky an'i Makedonia aho- qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|E79FAEC1-C8BF-4D87-BC4C-13F37DE59665 6 ary angamba hitoetra eo aminareo aho na handany ny ririnina aza mba hanateranareo ahy amin'izay halehako. qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|456FA8C7-DB2E-4BD8-BF68-746CE471DAAD 7 Fa tsy mikasa hamangy anareo toy ny mandalo aho ankehitriny; fa manantena hitoetra elaela eo aminareo aho, raha sitrapon'ny Tompo. qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|91C471F6-9E36-4AA4-B601-146FDEE6D064 8 Nefa hitoetra any Efesosy aho mandra-pihavin'ny Pentekosta; qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|83AB09AC-5B41-48A9-9EF1-D89478943216 9 fa varavarana lehibe no voavoha ho ahy hahazoako miasa tsara, nefa maro ny mpanohitra. qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|B32CE6D1-2702-49D8-8CAD-9E5ADD64AD3A 10 Ary rehefa tonga Timoty, dia tandremo mba tsy hanan-tahotra eo aminareo izy; fa ny asan'ny Tompo no ataony, tahaka ny ataoko koa. qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|567C6AEF-DD65-45C5-B41A-84A8C524A17B 11 Koa aza avela hisy olona hanao tsinontsinona azy; fa atero soa aman-tsara izy mba ho tonga aty amiko; fa miandry azy mbamin'ny rahalahy sasany aho. qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|55E4F6CA-70D9-40F5-93A3-958733C82B05 12 Ary ny amin'i Apolosy rahalahy, dia nangataka azy fatratra aho hiara-mandeha amin'ny rahalahy hankaty aminareo, saingy tsy sitrapony akory ny handeha tamin'izany; nefa ho avy ihany izy, rehefa misy andro mahalalaka azy. qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|4C7E7724-4EC3-4418-82BF-BE6C8F37E7EA 13 Miambena hianareo, tomoera tsara amin'ny finoana, aoka hitombandahy, mahereza. qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|FC1CE6B1-2ADE-46CE-ADF4-1E5B94245ACD 14 Izay rehetra ataonareo dia ataovy amin'ny fitiavana. qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|6835DA9E-8E90-4836-9AFA-6D5D7828D251 15 Fantatrareo ny ankohonan'i Stefanasy, fa voaloham-bokatr'i Akaia izy sady efa nanolo-tena ho amin'ny fanompoana ny olona masina; dia mangataka aminareo aho, ry rahalahy, qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|E50D74D2-0A01-43F1-BCF0-7CC0DEF39828 16 mba hanaiky tsara ny olona tahaka ireny sy izay rehetra miara-miasa sy mikely aina koa hianareo. qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|46BD2FCA-88E7-427E-8B0A-DB46C4B7F60B 17 Faly aho noho ny fihavian'i Stefanasy sy Fortonato ary Akiako; fa ireo no nahefa ny tsy vitanareo; qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|62E3E7DA-4380-4B24-BA9E-F87D590AA689 18 fa namelombelona ny fanahiko sy ny anareo koa izy; ka mba ekeo ny tahaka ireny. qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|809919F4-5BC9-4B75-BEB8-3575F31C5C61 19 Manao veloma anareo ny fiangonana aty Asia. Manao veloma anareo indrindra ao amin'ny Tompo Akoila sy Prisila mbamin'ny fiangonana izay ao an-tranony. qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|540E53DE-D203-426B-840A-3CDD78705F5A 20 Manao veloma anareo ny rahalahy rehetra. Mifanaova veloma amin'ny fanorohana masina. qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|C62FF320-3AFC-49FD-814B-B0E008867611 21 Ny tanako, izaho Paoly, no anaovako veloma. qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|53E91518-0836-46F8-A8B3-C90BBB51A79A 22 Raha misy tsy tia ny Tompo, aoka ho voaozona izy. Maran ata. qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|572CA21E-6302-4C20-BCFE-52532BD960DB 23 Ho aminareo anie ny fahasoavan'i Jeosoy Kristy Tompo; qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|599F35AB-A9DD-4BE0-948E-810BF2EF0C3C 24 ny fitiavako dia ao aminareo rehetra ao amin'i Kristy Jesosy. Amena. qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|7B061DDB-6BEC-486B-AF33-CC85AA58C4B1
|