Andininy Protestanta Malagasy 19 Ahoana ary? Moa tsy fantatrareo fa ny tenanareo dia tempolin'ny Fanahy Masina, Izay ao anatinareo sady efa azonareo tamin'Andriamanitra? Ka tsy tompon'ny tenanareo hianareo. 20 Fa olom-boavidy hianareo; ka dia mankalazà an'Andriamanitra amin'ny tenanareo.
|