Andininy
Protestanta Malagasy
14
Indro, efa fanintelony izao no vonona hankaty aminareo aho, nefa tsy hahavaky tratra anareo; fa tsy ny fanananareo no tadiaviko, fa hianareo; fa tsy ny zanaka no tokony hihary ho an'ny ray aman-dreniny, fa ny ray aman-dreniny no tokony hihary ho an'ny zanany.
Boky  Toko  Andininy  Andininy farany