Andininy Protestanta Malagasy 3 tsy manao na inona na inona amin'ny fifampiandaniana, na mandrani-tena foana; fa amin'ny fanetren-tena dia aoka samy hanao ny namany ho mihoatra noho ny tenany. 4 Aza samy mihevitra ny azy ihany, fa samy ny an'ny namany koa. 5 Aoka ho ao aminareo izao saina izao, izay tao amin'i Kristy Jesosy koa,
|