Andininy Protestanta Malagasy 4 Mifalia [Veloma] mandrakariva amin'ny Tompo; hoy izaho indray: Mifalia. 5 Aoka ho fantatry ny olona rehetra ny fandeferanareo. Efa mby akaiky ny Tompo. 6 Aza manahy na inona na inona; fa aoka ny fivavahana sy ny fifonana mbamin'ny fisaorana no ho entinareo manambara ny fangatahanareo amin'Andriamanitra amin'ny zavatra rehetra.
|