Andininy Protestanta Malagasy Grika TV WH - UBS4 1 Koa raha niara-natsangana tamin'i Kristy hianareo, dia katsaho ny zavatra any ambony, any amin'ny itoeran'i Kristy, Izay mipetraka eo an-tànana ankavanan'Andriamanitra. qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|FA40BB1E-E9AE-4624-B41F-EB609F4F2083 ει ουν συνηγερθητε τω χριστω τα ανω ζητειτε ου ο χριστος εστιν εν δεξια του θεου καθημενος qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|4B0C03A2-405B-4B4A-90C0-CFEB25B7AB19 2 Saino ny zavatra any ambony, fa tsy ny zavatra ety an-tany. qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|825435FC-1249-4C10-8216-7E0C70ADE58E τα ανω φρονειτε μη τα επι της γης qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|05B4E5A7-089D-46A1-B302-9AF0F099472E 3 Fa efa maty hianareo, ary ny fiainanareo miara-miafina amin'i Kristy ao amin'Andriamanitra. qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|01EE0DA9-5DB7-4B3C-8B3E-C977406D0BE6 απεθανετε γαρ και η ζωη υμων κεκρυπται συν τω χριστω εν τω θεω qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|197277FC-E879-4F36-A859-43A2275050E1 4 Raha hiseho Kristy fiainantsika, dia hiara-miseho aminy koa amin'ny voninahitra hianareo. qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|6C7FE919-E2FD-4F9D-AEEF-573FCFA2D2D2 οταν ο χριστος φανερωθη η ζωη {VAR1: ημων } {VAR2: υμων } τοτε και υμεις συν αυτω φανερωθησεσθε εν δοξη qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|A5EB8386-7B41-4C29-A8AE-0180BBDE36CD 5 Koa vonoy ny momba ny tenanareo izay ety an-tany, dia fijangajangana, fahalotoana, firehetam-po, fanirian-dratsy ary fieremana, dia fanompoan-tsampy izany; qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|9F3095C7-1BC1-40E9-A665-9F9741C9A73B νεκρωσατε ουν τα μελη τα επι της γης πορνειαν ακαθαρσιαν παθος επιθυμιαν κακην και την πλεονεξιαν ητις εστιν ειδωλολατρια qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|7B8F9922-272E-4606-AB5C-7F48EF99FFBD 6 fa izany zavatra izany no mahatonga ny fahatezeran'Andriamanitra amin'ny zanaky ny tsi-fanarahana; qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|3B0D115A-1F0A-4E3B-A22E-A191B88F9E62 δι α ερχεται η οργη του θεου {VAR2: [επι τους υιους της απειθειας] } qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|64CDDC7D-1B5A-41E0-88BC-3363ED1BD35D 7 izany koa no nalehanareo fahiny, fony mbola velona taminy hianareo. qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|B717601A-9829-4523-BC5E-813301DDE8E2 εν οις και υμεις περιεπατησατε ποτε οτε εζητε εν τουτοις qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|D6B2E7EF-A815-4FDA-BAE5-133DB65C5932 8 Fa ankehitriny, esory koa izao rehetra izao, dia fahatezerana, fiafonafonana, lolom-po, fitenenan-dratsy, teny mahamenatra avy amin'ny vavanareo. qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|19272BA4-F644-4F6D-8D4F-E26FF44089A6 νυνι δε αποθεσθε και υμεις τα παντα οργην θυμον κακιαν βλασφημιαν αισχρολογιαν εκ του στοματος υμων qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|7577915F-6EE2-4653-A825-C129C3A41E0A 9 Aza mifandainga hianareo, fa efa narianareo ny toetra [olona] taloha mbamin'ny asany; qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|7E982C4F-7EB8-4EEE-945E-7C0464D10A43 μη ψευδεσθε εις αλληλους απεκδυσαμενοι τον παλαιον ανθρωπον συν ταις πραξεσιν αυτου qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|A2FBC0E1-6FD2-414F-9CCF-5F3A80E928DF 10 ary efa notafianareo ny toetra vaovao [olona], izay havaozina ho amin'ny fahalalana tsara araka ny endrik'Ilay nahary azy. qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|3BBF6ED0-9CCD-40E1-BBB8-D5CCB6F305DE και ενδυσαμενοι τον νεον τον ανακαινουμενον εις επιγνωσιν κατ εικονα του κτισαντος αυτον qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|E5B67A50-CC99-48CF-BD47-C5E55FB75940 11 Fa amin'izany dia tsy misy jentilisa [Grika] sy Jiosy, na voafora sy tsy voafora, na barbariana sy Skytiana, na andevo sy tsy andevo, fa Kristy no zavatra rehetra sady amin'ny rehetra. qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|50291578-003B-4965-B6BD-7CA75EC4D77A οπου ουκ ενι ελλην και ιουδαιος περιτομη και ακροβυστια βαρβαρος σκυθης δουλος ελευθερος αλλα {VAR2: [τα] } παντα και εν πασιν χριστος qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|5E691A13-EC3A-42FF-8EDF-2D192889FF0E 12 Koa mitafia famindrampo sy fiantrana, fahamoram-panahy, fanetren-tena, fahalemem-panahy, fandeferana, araka ny olom-boafidin'Andriamanitra sady masina no malala. qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|153B3A1B-FA73-40A3-B3F7-38BE47E86712 ενδυσασθε ουν ως εκλεκτοι του θεου αγιοι και ηγαπημενοι σπλαγχνα οικτιρμου χρηστοτητα ταπεινοφροσυνην πραυτητα μακροθυμιαν qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|97D2F2AA-5041-4E89-99F4-EF726D9B1CC8 13 Mifandefera, ka mifamelà heloka hianareo, raha misy manana alahelo amin'ny sasany; tahaka ny namelan'ny Tompo [Kristy] ny helokareo no aoka mba hamelanareo heloka kosa. qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|F4EC32EE-9930-4A9C-A8BE-33CF22659126 ανεχομενοι αλληλων και χαριζομενοι εαυτοις εαν τις προς τινα εχη μομφην καθως και ο κυριος εχαρισατο υμιν ουτως και υμεις qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|5D98137C-E324-43D3-943F-CA9DD7E10DC6 14 Ary aoka ho ambonin'izany rehetra izany ny fitiavana, fa fehin'ny fahatanterahana izany. qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|0AA88927-3EBD-4467-8258-2F51B5ADA4EB επι πασιν δε τουτοις την αγαπην ο εστιν συνδεσμος της τελειοτητος qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|172B43B0-ADC7-4F63-95FD-CD22A26D18FE 15 Ary aoka hanapaka ao am-ponareo ny fiadanan'i Kristy, fa ho amin'izany no niantsoana anareo ho tena iray; ary aoka ho feno fisaorana hianareo. qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|9B9F92A4-6FE9-48C9-95B7-09D983250F38 και η ειρηνη του χριστου βραβευετω εν ταις καρδιαις υμων εις ην και εκληθητε εν {VAR1: [ενι] } {VAR2: ενι } σωματι και ευχαριστοι γινεσθε qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|ED18B2B4-B475-43E2-848B-48143390C77E 16 Aoka ny tenin'i Kristy hitoetra betsaka ao aminareo amin'ny fahendrena rehetra, dia mifampianara ka mifananara amin'ny salamo sy ny fihirana ary ny tonon-kiram-panahy, mihira amin'ny fahasoavana ao am-ponareo ho an'Andriamanitra. qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|86CB7C76-DA87-4001-AF72-D23794CDF8C0 ο λογος του χριστου ενοικειτω εν υμιν πλουσιως εν παση σοφια διδασκοντες και νουθετουντες εαυτους ψαλμοις υμνοις ωδαις πνευματικαις εν {VAR2: [τη] } χαριτι αδοντες εν ταις καρδιαις υμων τω θεω qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|13A4C9DC-EE27-49FD-BEC1-E3FDAC622D43 17 Ary na inona na inona ataonareo, na amin'ny teny, na amin'ny asa, dia ataovy amin'ny anaran'i Jesosy Tompo izany rehetra izany, ka misaora an'Andriamanitra Ray amin'ny alalany. qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|7471ADE3-8D1E-4DDE-8187-6AFD5F7BCAE7 και παν ο τι εαν ποιητε εν λογω η εν εργω παντα εν ονοματι κυριου ιησου ευχαριστουντες τω θεω πατρι δι αυτου qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|BBF30E98-DEF1-4F9D-A979-E2B3A1BBF6E4 18 Hianareo vehivavy, maneke ny vadinareo araka izay mety hatao ao amin'ny Tompo. qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|5929FA6E-A24C-443C-B362-92F591A4AF21 αι γυναικες υποτασσεσθε τοις ανδρασιν ως ανηκεν εν κυριω qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|5C1D7144-D107-4B53-AF82-B9CA5A4F249F 19 Hianareo lehilahy, tiava ny vadinareo, ary aza sosotra [mangidy] aminy. qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|F4353ACB-EA9F-41F5-83A2-214E6084592B οι ανδρες αγαπατε τας γυναικας και μη πικραινεσθε προς αυτας qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|E94240BB-AFEB-4B78-AAB6-8F09CB225B88 20 Hianareo zanaka, maneke ny ray aman-dreninareo amin'ny zavatra rehetra; fa ankasitrahana ao amin'ny Tompo izany. qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|616F5B18-3490-46AD-BD01-38980A2B811D τα τεκνα υπακουετε τοις γονευσιν κατα παντα τουτο γαρ ευαρεστον εστιν εν κυριω qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|33FA45FA-BC5C-4ADE-98BB-E913A797526C 21 Hianareo ray, aza mampahasosotra ny zanakareo, fandrao hamoy fo izy. qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|D0F91C50-2EA9-4983-9593-A9950D419B5F οι πατερες μη ερεθιζετε τα τεκνα υμων ινα μη αθυμωσιν qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|6354CE6E-5A7C-4D7F-B436-0B064F7E3B93 22 Hianareo mpanompo, maneke ny tomponareo araka ny nofo amin'ny zavatra rehetra, tsy amin'ny fanompoana eo imaso, tahaka ny mpila sitraka amin'olona, fa amin'ny fahatsoram-po, matahotra ny Tompo; qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|D0F64D7C-2CCF-4EEF-B09C-1D3D6DD0793B οι δουλοι υπακουετε κατα παντα τοις κατα σαρκα κυριοις μη εν {VAR1: οφθαλμοδουλιαις } {VAR2: οφθαλμοδουλια } ως ανθρωπαρεσκοι αλλ εν απλοτητι καρδιας φοβουμενοι τον κυριον qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|C29CA809-51E9-49E4-8DAF-10AC28924ED8 23 ary na inona na inona ataonareo, dia ataovy amin'ny fo, tahaka ny ho an'ny Tompo, fa tsy ho an'olona, qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|166457A8-37C4-4943-B6F2-54A177A828CE ο εαν ποιητε εκ ψυχης εργαζεσθε ως τω κυριω και ουκ ανθρωποις qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|8BFCDB6C-D3D7-47F0-B137-67C238D45A16 24 satria fantatrareo fa ny Tompo no handraisanareo ny lova ho valiny; fa manompo an'i Kristy Tompo hianareo. qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|DA3DE3BC-25E6-4187-9DE4-60ACD03BFC3F ειδοτες οτι απο κυριου απολημψεσθε την ανταποδοσιν της κληρονομιας τω κυριω χριστω δουλευετε qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|CD2FCCBB-696E-43F4-9FAA-96CFCECD7091 25 Fa izay manao ny tsy marina dia handray araka ny tsy marina nataony; fa tsy misy fizahan-tavan'olona. qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|6352635D-F1D1-48EE-B825-0660EAB093AF ο γαρ αδικων κομισεται ο ηδικησεν και ουκ εστιν προσωπολημψια qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|B03CF293-4ACC-4AE3-A45C-99EAFAA6AA01
|