IITimoty 1: 8-9

Andininy
Protestanta Malagasy
8
Koa aza menatra ny ho vavolombelon'ny Tompontsika, na ahy mpifatony hianao; fa aoka hianao ho mpiombona ny fahoriana noho ny filazantsara araka ny herin'Andriamanitra,
9
Izay namonjy antsika sy niantso antsika tamin'ny fiantsoana masina, tsy araka ny asantsika, fa araka ny fikasany sy ny fahasoavany izay nomena antsika tao amin'i Kristy Jesosy hatry ny fony fahagola;
Boky  Toko  Andininy  Andininy farany