Andininy Protestanta Malagasy 1 Koa hianao, anaka, dia aoka hihahery amin'ny fahasoavana izay ao amin'i Kristy Jesosy. qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|6338D46D-46F4-43E2-A080-8569828D53B3 2 Ary izay zavatra efa renao tamiko teo anatrehan'ny vavolombelona maro dia atolory ny olona mahatoky, izay hahay mampianatra ny sasany kosa. qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|E4BB018A-5AA3-4134-AA87-C9978EC1B4C4 3 Miaraha miaritra ny mafy amiko hianao tahaka ny miaramila tsaran'i Kristy Jesosy. qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|2DC68AF1-CA30-4CFD-B5B9-1ADE0BF45E9D 4 Ny miaramila manafika dia tsy mba misy maningo-tena amin'ny raharahan'izao fiainana izao, mba hahafaly izay efa nifidy azy ho miaramila. qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|CA0F543F-D962-452B-BCD9-8C049BC68045 5 Ary raha misy manezaka amin'ny filalaovana, dia tsy satrohana satroboninahitra izy, raha tsy manezaka araka ny lalàna. qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|DFA4A0B8-5448-489C-9CD0-BA3593791411 6 Ny mpiasa tany izay misasatra no tokony ho voalohany handray ny vokatra. qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|491E5334-36BB-4861-82CC-E2F0060ECF1E 7 Diniho izay lazaiko, fa homen'ny Tompo fahazavan-tsaina ny amin'ny zavatra rehetra hianao. qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|8A5DF754-1B8B-4BAE-A004-C11DA59577DB 8 Tsarovy Jesosy Kristy Izay natsangana tamin'ny maty, dia Ilay avy tamin'ny taranak'i Davida, araka ny filazantsarako, qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|6D83A09F-7908-4DEB-A237-5C6BC98857CF 9 izay iaretako fahoriana hatramin'ny fatorana aza, hoatra ny mpanao ratsy; nefa ny tenin'Andriamanitra dia tsy mba voafatotra. qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|F087F4EA-A78E-42CD-82F2-33A77A635F8A 10 Izany no iaretako ny zavatra rehetra noho ny amin'ny olom-boafidy, mba hahazoan'ireny koa famonjena, dia ilay ao amin'i Kristy Jesosy, mbamin'ny voninahitra mandrakizay. qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|A846F173-82E5-45AB-A96F-C9EE902F31B4 11 Mahatoky izao teny izao: Fa raha miara-maty aminy isika, dia hiara-belona aminy koa; qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|2091F46A-2799-4D93-A6B3-778B0DC4342D 12 raha miaritra isika, dia hiara-manjaka aminy; raha mandà Azy isika, Izy kosa handa antsika; qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|27ADF48A-81E4-4C6B-9652-4E33CA99A8CD 13 fa na dia tsy matoky Azy aza isika, dia mbola mahatoky ihany Izy, fa tsy mahazo mandà ny tenany. qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|556A4FD5-099F-49B4-BB16-FEE921E96FE5 14 Izany zavatra izany no ampahatsiarovy ny olona, ka anaro mafy eo anatrehan'ny Tompo izy mba tsy hiady teny, satria tsy mahasoa akory izany, fa mamadika ny mpihaino. qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|FD02E120-AA21-4124-A6D7-09EAAF7A8A6C 15 Mazotoa manolotra ny tenanao amin'Andriamanitra ho olona voazaha toetra, dia mpiasa tsy mahazo henatra, mizara tsara ny teny fahamarinana [mamoaka tsara]. qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|1B29ED38-D755-4FF9-BD6D-100431E01C94 16 Fa halaviro ny fibedibedena foana; fa mbola handroso amin'ny haratsiam-panahy ihany izy ireny, qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|A6E7F353-FAEB-4DF2-AC7A-DE3C95532F84 17 ary ny teniny dia handany tahaka ny aretina mihady; [gangrene] isan'ireny Hymeneo sy Fileto, qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|D01A973E-E159-4809-9FB5-0EA86278BE79 18 izay nania tamin'ny marika ka milaza fa efa lasa sahady ny fitsanganan'ny maty, dia mamadika ny finoan'ny sasany. qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|2B08BFA8-CA4D-41C4-9CA5-F1E65406A02E 19 Kanefa ny fanorenana mafy nataon'Andriamanitra dia miorina tsara sady manana izao tombo-kase izao: Ny Tompo mahalala ny azy, ary koa: Aoka ny olona rehetra izay manonona ny anaran'ny Tompo hiala amin'ny ratsy. qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|1F6DDDBE-5A51-41A8-B69E-4A50BE6738AA 20 Fa ao an-trano lehibe, tsy dia fanaka volamena sy volafotsy ihany no ao, fa fanaka hazo sy tany koa, ny sasany homem-boninahitra, ary ny sasany halam-baraka. qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|06C27AE8-4BB4-426C-A2ED-1AABC24BE74D 21 Koa raha misy olona manadio ny tenany ho afaka amin'ireny, dia ho fanaka homem-boninahitra izy, efa nohamasinina ka mahasoa ho an'ny Tompon voavoatra ho amin'ny asa tsara rehetra. qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|58340C6B-F82A-4560-B256-E15F03A158D6 22 Fa mandosira ny filan'ny tanora fanahy; ary miezaha mitady fahamarinana, finoana, fitiavana, fihavanana amin'izay miantso ny Tompo amin'ny fo madio. qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|226E55BC-D77A-4552-A15E-0D8C00120B5F 23 Fa mandava ny fanontaniana adaladala tsy misy antony, satria fantatrao fa mahatonga ady izany. qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|E993323A-BED2-46D7-A200-2FF2DDB05D44 24 Ary tsy mety raha miady ny mpanompon'ny Tompo, fa ho malemy fanahy amin'ny olona rehetra, mahay mampianatra, mahalefitra, qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|F4900BEE-87D2-43E4-A2AF-F6FB924A5E1A 25 mananatra ny mpanohitra amin'ny fahamoram-panahy; fa angamba Andriamanitra hanome azy fibebahana hahalalany tsara ny marina, qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|E997069B-4BEC-45B9-BB4B-5101DD5B70E8 26 ka hody ny sainy ho afaka amin'ny fandriky ny devoly, izay nanao azy sambo-belona hanao ny sitrapony.[Ka hody ny sainy - ho afaka amin'ny fandriky ny devoly izay nanao azy sambo-belona - hanao ny sitrapon'Andriamanitra; na: fa ataon'ny Tompo sambo-belona izy hanao ny sitrapon'Andriamanitra.] qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|E8959801-FD7C-44FD-96A1-A69F0A0B470B
|