Andininy Protestanta Malagasy 14 Fa hianao kosa dia mahareta amin'izay zavatra nianaranao sy nampinoana anao, satria fantatrao izay nampianatra anao izany; qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|101A9B9E-108B-4805-86A7-74079F1044FF 15 fa hatry ny fony vao zaza hianao dia efa nahalala ny Soratra Masina, izay nampahahendry anao ho amin'ny famonjena amin'ny finoana izay ao amin'i Kristy Jesosy. qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|E8B45121-D388-466C-8D65-062CDB4761E5 16 Izay soratra rehetra nomen'ny tsindrimandrin'Andriamanitra dia mahasoa koa ho fampianarana, ho fandresen-dahatra, ho fanitsiana izay diso, ho fitaizana amin'ny fahamarinana, qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|EE643F14-600E-4366-B331-0A591F6C8558 17 mba ho tanteraka ny olon'Andriamanitra, ho vonona tsara ho amin'ny asa tsara rehetra. qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|9D67471D-2DD2-4F9D-8107-52D68A62B08A
|