Andininy Protestanta Malagasy 9 Koa dia mbola misy sabata fitsaharana ho an'ny olon'Andriamanitra. qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|156CE26C-15E6-44EF-94CC-55663A32263E 10 Fa izay niditra tao amin'ny fitsaharany, dia Izy koa no nitsahatra tamin'ny asany, tahaka an'Andriamanitra tamin'ny Azy. qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|9FD0330B-5A5F-4834-893A-8AF47FB09D25
|