IPetera 5: 1-4

Andininy
Protestanta Malagasy
1
Koa ny amin'ny loholona izay eo aminareo, izaho, izay naman'ny loholona sy vavolombelon'ny fijalian'i Kristy ary mpiombona ny voninahitra efa haseho koa, dia mananatra azy hoe:
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|FBDB1841-6331-485F-9368-D67BFFFF9BB4
2
Andraso ny ondrin'Andriamanitra izay eo aminareo, mitandrina azy tsy an-tery, fa amin'ny sitrapo [araka an'Andriamanitra]; tsy amin'ny fitiavana harena maloto, fa amin'ny zotom-panahy;
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|0880353A-339E-418E-8313-FBC4AA5E3234
3
tsy ho mpanjakazaka amin'ny anjara-fiandrasana, fa ho fianaran'ny ondry.
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|795A431E-98EA-4063-9484-27406DBF7B4F
4
Ary rehefa miseho ny Lohan'ny mpiandry, dia hahazo ny satroboninahitra tsy mety simba hianareo.
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|0B9DB0BA-C450-42CC-A68F-ECFDD3BA2230
Boky  Toko  Andininy  Andininy farany