IPetera 5: 8-11

Andininy
Protestanta Malagasy
8
Mahonona tena, miambena: fa ny devoly fahavalonareo mandehandeha tahaka ny liona mierona mitady izay harapany;
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|52C019DF-83C6-4E6F-BDDC-ED0C21211D99
9
tohero izy, ka miorena tsara amin'ny finoana hianareo, satria fantatrareo fa izany fahoriana izany dia manjo ny rahalahinareo rehetra eran'izao tontolo izao.
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|46276987-D0C1-40AA-A10F-97B20E71BD02
10
Ary Andriamanitry ny fahasoavana rehetra, Izay efa niantso anareo ho any amin'ny voninahiny mandrakizay ao amin'i Kristy, rehefa niaritra fahoriana vetivety hianareo, dia Izy no hahatanteraka sy hampiorina ary hampitoetra anareo.
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|B6325848-A19A-411A-8086-0EA2CE0B87F6
11
Ho Azy anie ny fanjakana mandrakizay. Amena.
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|BC7C1129-2C6B-4896-BA54-A2DF043679B8
Boky  Toko  Andininy  Andininy farany