IIPetera 3: 11-12

Andininy
Protestanta Malagasy
11
Koa raha ho levona toy izany izao zavatra rehetra izao, dia olona tokony hanao ahoana moa hianareo amin'ny fitondrantena masina sy ny toe-panahy araka an'Andriamanitra,
12
sady manantena no mampahafaingana ny hihavian'ny andron'Andriamanitra, izay hahamay sy hahalevona ny lanitra ary handoro sy hampiempo ny tenan'ny zavatra rehetra!
Boky  Toko  Andininy  Andininy farany