IIPetera 3: 15-16

Andininy
Protestanta Malagasy
15
Ary ny fahari-pon'ny Tompontsika dia ekeo ho famonjena, tahaka ny voasoratr'i Paoly, rahalahy malalantsika, taminareo koa araka ny fahendrena nomena azy,
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|AC9CCC45-DFF2-469B-ACB1-A8AF346A7085
16
tahaka ny ataony ao amin'ny epistily rehetra koa, fa milaza izany zavatra izany ao aminy izy; ary amin'ireo dia misy zavatra saro-pantarina, izay aolan'ny olona kely fahalalana sady tsy miorina tsara, tahaka ny anaovany ny teny sasany amin'ny Soratra Masina koa, ka mahatonga fahaverezana ho an'ny tenany.
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|BBCD60AF-0AA9-4205-A112-C050CD54B9B0
Boky  Toko  Andininy  Andininy farany