Andininy
Protestanta Malagasy
7
Ry malala, aoka hifankatia isika; fa avy amin'Andriamanitra ny fitiavana, ary izay rehetra tia no naterak'Andriamanitra sady mahalala an'Andriamanitra.
8
Izay tsy dia tsy mba mahalala an'Andriamanitra; fa Andriamanitra dia fitiavana.
Boky  Toko  Andininy  Andininy farany