Andininy Protestanta Malagasy 11 Ary izao ny fanambarany: Fiainana mandrakizay no omen'Andriamantira antsika, ary ao amin'ny Zanany izany fiainana izany. qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|8A722107-9B14-4B47-8F59-492D3848259C 12 Izay manana ny Zanaka no manana ny fiainana; izay tsy manana ny Zanak'Andriamanitra no tsy manana ny fiainana. qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|21244E2F-98B0-4619-AE37-704C9A398008 13 Izany no nosoratako aminareo, izay mino ny anaran'ny Zanak'Andriamanitra, mba ho fantatrareo fa manana fiainana mandrakizay hianareo. qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|7A9E7A2F-A74E-45B2-8679-8E3EE833AF8C
|