Andininy
Protestanta Malagasy
5
Koa tsarovy izay nitoeranao fony tsy mbola lavo, dia mibebaha, ka manaova ny asa voalohany; fa raha tsy izany, dia ho avy aminao Aho ka hamindra ny fanaovan-jironao hiala amin'ny fitoerany; raha tsy mibebaka hianao.
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|3D3EFAD9-D3AF-496C-A3C7-6994976DF851
6
Kanefa izao no toetranao :halanao ny asan'ny Nikolaita, izay halako koa.
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|DEB86EFC-104C-4389-AA37-2AE5A7B2A69B
7
Izay manan-tsofina, aoka izy hihaino izay lazain'ny Fanahy amin'ny fiangonana .Izay maharesy dia havelako hihinana ny avy amin'ny hazon'aina , izay eo amin'ny Paradisan'Andriamanitra.
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|1E5DFF71-BB11-4FD5-A977-65920B26235B
Boky  Toko  Andininy  Andininy farany