Andininy Protestanta Malagasy 5 Fa ny sisa amin'ny maty dia tsy mbola velona mandra-paha-tapitry ny arivo taona. Izany no fitsanganana voalohany. qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|73B10E42-307D-477C-8A7E-9077DD94D085 6 Sambatra sy masina izay manana anjara amin'ny fitsanganana voalohany; ireo tsy mba ananan'ny fahafatesana faharoa fahefana, fa ho mpisoron'Andriamanitra sy Kristy ireo ka hiara-manjaka aminy arivo taona. qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|EEA6F950-8E0B-49C4-A755-F8861E97C59F
|