Rota 1: 16

Andininy
Protestanta Malagasy
16
Fa hoy Rota: Aza manery ahy handao anao sy hiala amin'ny fanarahana anao; fa izay alehanao no halehako, ary izay itoeranao no hitoerako, ny firenenao no ho fireneko, ary ny Andriamanitrao no ho Andriamanitro;
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|FA62464C-D807-4713-AF84-DBE9F9046539
Boky  Toko  Andininy  Andininy farany