Andininy Protestanta Malagasy 17 Ary ny taranaka rehetra hatramin'i Abrahama ka hatramin'i Davida dia taranaka efatra ambin'ny folo; ary hatramin'i Davida ka hatramin'ny nifindrana tany Babylona dia taranaka efatra ambin'ny folo; ary hatramin'ny nifindrana tany Babylona ka hatramin'ny Kristy dia taranaka efatra ambin'ny folo. qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|F2E0539C-9212-4AE9-AD98-81AD62465066
|