Andininy Protestanta Malagasy 17 izay tany hahafatesanao no hahafatesako, sady any koa no handevenana ahy; hataon'i Jehovah amiko anie izany, eny, mihoatra noho izany aza, raha tsy ny fahafatesana ihany no hampisaraka antsika. qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|02961C7E-8ACC-4A4D-8067-AC0C998E208C
|