Andininy Protestanta Malagasy 18 Ary ny nahaterahan'i Jesosy Kristy dia toy izao : Rehefa nanaiky Maria, renin'i Jesosy, ho fofombadin'i Josefa, raha tsy mbola nivady izy, dia hita fa nitoe-jaza avy tamin'ny Fanahy Masina izy. qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|73DB98A8-CEE7-40A9-B80C-6147596B9A5C
|