Andininy Protestanta Malagasy 21 Nivoaka nanam-be aho, fa ampodin'i Jehovah tsy manana na inona na inona. Nahoana aho no ataonareo hoe Naomy, fa Jehovah efa nitsanga-ko fahavaloko, ary ny Tsitoha efa mampahory ahy? qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|7B4901EE-E214-4C33-95D4-E96C3ECE8426
|