Andininy Protestanta Malagasy 8 Ary hoy Naomy tamin'ny vinantony roa vavy: Andeha, samy mody any amin'ny tranon-dreninareo avy hianareo; mba hohasoavin'i Jehovah anie hianareo araka izay efa nataonareo tamin'ny maty sy tamiko koa. qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|D1A1D2F6-95AC-4CAA-A1A1-98E9740ADE96
|